Fahasalamana

Fahasalamam-bahoka Nomena fiofanana ireo mpitantana hopitaly


  • Alakamisy 04 Novambra 2021

Nomena fiofanana ireo mpitantana ny hopitaly eto amintsika. Etsy amin’ny INSPC Mahamasina, no hanatanterahana izany, hetsika hifarana ny Sabotsy 06 Novambra ho avy izao

. Anisan’ny nisitraka izany ireo Talen’ny Hopitaly lehibe (CHU) rehetra manerana ny Nosy. Tanjona ny hahafahana manome fahafaham-po ny mpanjifa amin’ny alalan’ny fanatsarana ny tolotra sy ny kalitao tokony omena azy ireny. Ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka moa dia tsy mitsahatra ny manatsara hatrany ny kalitao ny tolotra ara-pahasalamana hahafahan’ny Malagasy rehetra misitraka fitsaboana mendrika eny anivon’ny Hopitaly.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT