- Alakamisy 15 Jona 2023
Fahasalamana.Vatomandry Handalo fandidiana ilay zaza menavava tsy misy lava-body
Zaza menavava iray vao teraka no fantatra fa tsy nisy lava-body avy any am-bohoka tany Ambodivotaka, distrikan’i Vatomandry.
Hamaky ny tohinyZaza menavava iray vao teraka no fantatra fa tsy nisy lava-body avy any am-bohoka tany Ambodivotaka, distrikan’i Vatomandry.
Hamaky ny tohinyOlana lehibe tao anatin’ireny savorovoro niseho teo aloha mikasika ny fitsaboana nentim-paharazana ireny ny fisiana dokam-barotra isan-karazany izay voalazan’ny lalàna fa tsy tokony ho atao,
Hamaky ny tohinyTaorian’ny taona 2019 dia omaly indray vao niverina nanao fivoriambe toy izay fanaony isan-taona tetsy amin’ny Kianjan’ny Kanto etsy Mahamasina ny fikambanan’ireo mpitsabo nentim-paharazana malagasy na ASTRAMA.
Hamaky ny tohinyMirongatra sy mahazo vahana fatratra any amin’ny Fokontany Ankoronga, kaominina ambanivohitra Miary, distrikan’i Toliara II amin’izao ny gripa sy ny tazo mahery.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona lasa matahotra sy miahiahy momba ny fitsaboana natoraly amin’izao. Miha mitombo isa rahateo izy ireny eto amintsika no sady milaza ho mahay manasitrana avokoa.
Hamaky ny tohinyOlona enina tapitrisa mahery no voaaro tamin'ny aretina tazomoka tato anatin’ny 5 taona teto amintsika.
Hamaky ny tohiny