• Zoma 15 Septambra 2023
GRIPA MAHERY SY KOHOKA. Betsaka ireo voa, mila mihinana legioma…

Mbola miaina tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina miampita mankany amin’ny lohataona isika eto an-drenivohitra amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Fitiliana diabeta sy tosi-drà avo. Mpiasan’ny Ministeran’ny fiarovana maro no natao fitiliana

Mahafaty ny aretina diabeta. Toraka izany koa ny tosi-dra avo. Ho fanaraha-maso ny toe-pahasalaman'ireo mpiara-miasa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2023
Mpitsabo nenti-paharazana. Hiady amin’ny fisolokiana

Tontosa omaly tetsy Anosy ny fivoriamben’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara na ANTM. Tsy izahay, hoy ny filohan’izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2023
Fahasalamana.Dr Marius Ramaroson “Efa vetivety izao ny mandidy katarakta”

Miaraka amin’ny orona sy ny tenda ny aretin-tsofina, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Marius Ramaroson, nanazava ny antony mampirongatra ny karazan’aretina miseho amin’izao mbola vanim-potoanan’ny ririnina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2023
Fahasalamana.RODOBE ARA-PAHASALAMANA Olona 1580 no nahazo tombony tao Ambositra

Betsaka ireo olona tsy afaka mitsabo tena intsony amin’izao. Noho ny fahasahiranana amin’ny ankapobeny sy ny hasarotan’ny fiainana no antony mahatonga izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2023
Fahasalamana.Karazan-tsakafo sy loton’Iarivo Maha be AVC sy aretin-tsofina

Tafiditra anatin’ny antsoina hoe “réflexologie” izay maha tafiditra ny resaka hozatra moa no sehatra misy ahy, hoy ny mpitsabo, Aina Andrianantenaina.

Hamaky ny tohiny
FTT