TOAMASINA

Efa misy zaza tratran’ilay areti-maso


  • Alakamisy 11 Janoary 2024

Manomboka miparitaka ilay areti-maso conjonctivite bacterienne.

Taorian’i Mahajanga sy ireo distrika sasany mandrafitra azy dia fantatra fa efa nisy zaza tratran’ity areti-maso ity ihany koa omaly Alarobia 10 Janoary tao Ambalamanasy Carreau 1. Mivonto ilay maso. Mivoara-mena ihany koa no sady manaintaina. Ho an’i Mahajanga manokana dia fantatra fa t𝘀𝘆 𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗱𝘆 𝗻𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝘇𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺-𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 ho azy ireny 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 F𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮. Ahitana Collyre Gentamicine, Tétracycline Pommade izany. Ny 1% ho an'ny marary miisa 2500 ihany no nozarain'ny fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao Boeny hoy ny vaovao izay naparitaka tao amin'ny CSI Mahabibo sy teny amin'ireo CSB manerana an'i Mahajanga. 𝗘𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 1000 moa hatramin’ny afak’omaly 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻'𝗮𝗿𝗲𝘁𝗶-maso ao Mahajanga 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗱𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 tamin’io andro io ihany. Voatery nividy teny amin’ny tobim-pahasalamana ireo tsy nahazo noho izany tamin’ny sarany 8.000 Ar isanisany.
Pati
Legende : Ity ilay zaza tratry ny areti-maso ao Toamasina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT