• Zoma 27 Oktobra 2017
Fahasalamana.Tanjombato Nifandroritan’ny BMH sy ny fokonolona ny razana

Nisehoana savoritaka indray teny Tanjombato omaly. Nisy olona maty efa nandrasana iray andro tao am-bohitra indray no nifandrotehan’ny BMH sy ny fokonolona teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Oktobra 2017
Fahasalamana.Fihanaky ny pesta eto Madagasikara Antsoina hifampidinika amin’ny depiote ireo minisitra

Nanambara mazava ny solombavambahoaka Jean Michel Henri voafidy tany Ambovombe Androy fa efa misy paipaika voafaritry ny lalàmpanorenana amin’ny fikitihana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Oktobra 2017
Fahasalamana.Ady amin’ny fihanaky ny pesta Tokony ho vain-dohan-draharaha, hoy ny depioten’Ikongo

Tena mampisahota-tsaina ny vahoaka Malagasy ny resaka fahasalamam-bahoaka ankehitriny, hoy ny depiote voafidy tany Ikongo, Razafitsiandraofa Jean Brunel.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Fahasalamana.Fanafody pesta, TDR mampiahiahy… Manazava ny Dr Ratsirarson Josea

Na dia mbola mahazo vahana aza ny aretina pesta eto amintsika dia tsy tokony hihinana fanafody ireo olona tsy marary mba hahazoana vokatra mahomby hatrany amin’ny fitsaboana ny marary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Fahasalamana.Fiatrehana ny pesta Mila fanovana toe-tsaina sy fomba fiasa

Miteraka ahiahy sy tahotra any anaty fiarahamonina amin’izao fotoana ny valanaretina pesta, izay marihana fa azo tsaboina rehefa fantatra ara-potoana sy voakarakara eny amin’ny tobim-pitsaboana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Fahasalamana.Antananarivo Renivohitra Ho afaka ao anatin’ny iray volana ny fako rehetra

Ho afaka ao anatin’ny iray volana ny fako rehetra manerana ireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT