• Talata 04 Jona 2024
Efa tsy hiova intsony io !. Sarotra ny hino sy hanantena fa ity fitondrana ankehitriny ity no hiova famindra !

Toa manantena ny hitsanganan’ny maty any am-pasana, raha hanantena fa hanaiky ho diso,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2024
Manara-petra !. Tsy mbola nisy fifidianana feno fangalaram-bato nihoatra an’ity,

hoy ny kandida depiote iray teny amin’ny boriboritany faha 4 izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2024
Miandry am-pitoniana !. Miandry am-pitoniana ny vokatra vonjimaika avy amin’ny CENI sy ny ofisialy avy amin’ny HCC!

min’ny ankapobeny dia saika izay hatrany no namaranan’ireo kandida ny teny fisaoran’izy ireo ny olompirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Tsy resy fa mbola matory?. Mahavalalanina ny fiainam-pirenena ankehitriny!

Vita iny fifidianana, saingy vita tao anatin’ny lonilony, ahiahy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2024
Dingana faharoa. Hiditra amin’ny dingana faharoa eo amin’ny

antsoina hoe vanim-potoam-pifidianana moa isika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Mey 2024
Efa mandrovi-tsihy !. Rahampitso amin’ny 6ora maraina no mifanarana tanteraka ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra,

izany hoe : naman’ny ora sisa isaina dia hifarana ny fotoana ahafahan’ireo kandida mandresy lahatra ny olom-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT