• Alarobia 15 Mey 2024
Mampihanahana!! Mampihanahana!!. Tena mampihanahana amin’izao fotoana izao ny fivadiky ny toe-draharaha misy eto amin’ity firenena.

Ny noheverina fa kandidam-panjakana taloha any amin’ny faritra sasany lasa kandida tena lohalaharana amin’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2024
Mila mampandroso firenena fa tsy . mpanabado vahoaka !

Manahirana amin’ny fanaovana politika eto Madagasikara ny fisian’ireo antsoina hoe : «

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2024
Aretina politika!. «Gasikara andeha ho aiza?

Tanàna misy antsika izy, nolokoina menamena. Tanàna menamena izy, feno trano mangamanga.»,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2024
Fiodinana faharoa!. Fiodinana faharoa! Izay moa izany no nohirahirain’ny ankamaroan’ireo

mpanao politika fa azo iheverana ity fifidianana solombavambahoaka ho tontosaina ny 29 may izao ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2024
Mitotototo sa mitsangatsangana?. Maha lasa saina ihany amin’izao fotoana izao ny mahita ity

filoham-pirenena toa tsy mahatombon-tsiraka fa mahita dia ho aleha ity foana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2024
Mandany fa tsy mamorona harena !. Mbola haverina foana fa tsy misy tokoa angamba mpitondra Fanjakana

na mpanao politika dia tena maniry ny hahapotika sy haharava ny firenena

Hamaky ny tohiny
FTT