- Alatsinainy 01 Martsa 2010
Edito.Samy manana izay manahirana azy
Tsy mivalona ny fery any Haïti. Manisa ny maty vokatry ny horohorontany ny ao Chili. Ahiana mafy ny hisian’ny “tsunami”, mihorohoro izao tontolo izao amin’ity loza voajanahary tsy mampiomana nefa mandripaka ain’olona ity.
Hamaky ny tohiny