- Alatsinainy 15 Martsa 2010
Edito.Tsy ho ela velona
Vitsy tsy araka ny neritreretin’ny HAT ireo olona sahy ny hiditra ao amin’ilay governemantan’ny fisokafana imatimatesan’ny praiminisitra Camille Vital hatsangana.
Hamaky ny tohinyVitsy tsy araka ny neritreretin’ny HAT ireo olona sahy ny hiditra ao amin’ilay governemantan’ny fisokafana imatimatesan’ny praiminisitra Camille Vital hatsangana.
Hamaky ny tohinyTapaka nandritry ny filankevitry ny Minisitra notarihin’i Andry Rajoelina tao Ambohitsorohitra omaly tolakandro ny lalàna mifehy ny fifidianana, ary dia navoaka ny didy hitsivolana 003-2010 mamariparitra izany.
Hamaky ny tohinyRehefa mahatsapa fa tsy mahavaha olana dia mametra-pialana. Izany no fanaon’ny any amin’ny tany mandroso.
Hamaky ny tohinyNihiratra ny mason’Antananarivo sy ny manodidina omaly raha nahita ny firohotry ny vehivavy, miara-dia amin’ny ankolafy Zafy, Ratsiraka ary Ravalomanana, nihazo an’Ambaomanga hanamarika ny Andron’ny 8 martsa, tamin’ny alalan’ny fambolen-kazo, ho anjara birikin’izy ireo amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.
Hamaky ny tohinyAntomotra ny datin’ny 16 martsa, hampiharan’ny sazin’ny filankevi-pilaminan’ny Vondrona Afrikanina, amin’ireo izay sakana amin’ny fampiharana ny satan’i Maputo sy ny tovana Addis Abeba.
Hamaky ny tohinyMamaky ady amin’ny Kaominina sy ireo Taxi-bisikilety ao Ambatondrazaka, mandà ny fandaminana apetraky ny fiadidiana ny tanàna.
Hamaky ny tohiny