- Alarobia 20 Aprily 2011
Edito.Mampidi-kizo !
Tsy mety lafo hatramin’izao ilay fiaramanidina Air Force One faharoa nodradradradrain’ny FAT fa tsy maintsy amidy mba hanampiana ny vahoaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyTsy mety lafo hatramin’izao ilay fiaramanidina Air Force One faharoa nodradradradrain’ny FAT fa tsy maintsy amidy mba hanampiana ny vahoaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyHerinandro vaovao indray no diavina ankehitriny. Toy ny fanombohan’ny herinandro rehetra dia maro no manantena zava-baovao eo amin’ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyTsy mandeha lavitra fa dia miara-dalana amin’ny krizy politika ny krizy sosialy, ary matetika aza dia misy ifandraisany foana izy roa ireo.
Hamaky ny tohinyToa manjavozavo izany tato ho ato ny endriky ny fanelanelanana iraisam-pirenena amin’ny krizy Malagasy. Novitain’ny Dr Leonardo Simao maimaika ny fandrafetana ilay sori-dalana, tonga dia natao ny rangopohy.
Hamaky ny tohinyToa manangasanga indray ny krizy vaovao hafa taorian’ny olana eo amin’ny sehatry ny fitsinjarana ny solika eto amintsika.
Hamaky ny tohiny