“Miala tsiny izahay Jirama fa noho ny fahasimban’ny fitaovana famokarana herinaratra, dia hisy ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Toamasina manomboka amin’ny 6ora hariva hatramin’ny 9ora alina”. Rehefa hanapaka anefa ry zareo tsy miala tsiny ary fotoana ela vao tafaverina indray.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.