Haongana ny CES fa nanaotao foana (hono). Ary mba ahoana ny amin’ireny CT sy CST nandany lalàna an-jambany ireny e ?
Tia Tanindrazana Samia mijoro ho an'i Gasikara.
Samia mijoro ho an'i Gasikara.
efa zatra tsy mivaky loha
tari-bato vilam-bava !
Na iza faly na iza tezitra,
sy ho tonga hatraiza ?
Samy mila mianatra
Mila miova raha te hanova ?