- Alakamisy 29 Novambra 2012
Edito.Karakarain’ny hafa
Hifarana ihany ity ny volana novambra fa dia mbola baraingo hatrany ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohinyHifarana ihany ity ny volana novambra fa dia mbola baraingo hatrany ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohinyMaro ankehitriny no mihevitra fa arakaraka ny maha akaiky ilay datim-pifidianana ny 8 mey 2013, no toa vao mainka mahasarotra ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohinyNirodana efa ho efatra taona latsaka kely izay ny fitondrana Ravalomanana, kanefa tsy mbola nahazo rariny momba ny nambarany fa fifaninanana tsy ara-drariny ihany ny Savonnerie Tropicale an’ny fianakaviana Ramaroson.
Hamaky ny tohinyAraka ny tatitra navoakan’ilay fikambanana iraisam-pirenena miaro ny zon’olombelona Human Rights Watch, omaly alatsinainy dia nisy ny fisamboranana sy fitazonana olona am-ponja tsy ara-drariny, ny fanosihosehana ny zo mahaolona, ny fampijaliana nataon’ny tafika Ivoriana ireo mpomba ny filoha teo aloha Laurent Gbagbo.
Hamaky ny tohinyMety hafampana indray ny eto an-drenivohitra amin’ity anio ity noho ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny samy mpitatitra.
Hamaky ny tohinyTsy midika velively hoe hivoaka avy hatrany ny vola vantany vao voasonia ny fifanarahana eo amin’ny CENIT sy ireo mpiara-miasa avy any ivelany nanome toky fa hanohana ny fanatanterahana ny fifidianana.
Hamaky ny tohiny