Edito

Mampiesona


  • Alatsinainy 22 Jolay 2013


Nolazaina fa tsy azo anaovana hetsika mifono politika mihitsy ao Antsirabe. Vokatr’io dia tsy nahazo fahazoan-dalana nanao ny «Fihavanana Tour» i Roland Ratsiraka tamin’izany. Tsy nomena ny Kianjan’i Tsarasaotra hankalazany ny faha-20 taona nijoroany ihany koa ny Antoko Leader Fanilo na dia efa voafandrika aza. Ny sabotsy teo anefa nisy hetsika politika tany an-toerana. Mahavalalanina !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT