- Alakamisy 13 Novambra 2014
Edito.Tsy milamina
Nandritra ny filankevitry ny governemanta omaly vao noresahana mazava tsara ny hetsika ho ataon’ny fanjakana Malagasy momba ireo boaderozy mihitsoka any ivelan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNandritra ny filankevitry ny governemanta omaly vao noresahana mazava tsara ny hetsika ho ataon’ny fanjakana Malagasy momba ireo boaderozy mihitsoka any ivelan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAmbetin-tenin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina anatin’ireny fitokanana zava-bita na fanamarihana hetsika ofisialy ireny tato ho ato rehefa mikabary mivantana ho ren-tany ren-danitra izy fa ny zavatra nandrasan’ny vahoaka tao anatin’ny 20 na 30 taona lasa dia vitan’ny fitondram-panjakana tarihany ao anatin’ny fotoana fohy dia fohy
Hamaky ny tohinyMivarina isan-taona ny laharana misy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fandraharahana. Porofo mitohoka amin’ny tendany ny fahaverezana toerana enina be izao tao anatin’ny «Doing Business 2015» navoakan’ny Banky iraisam-pirenena farany teo
Hamaky ny tohinyMafimafy ihany ny kabary teny amin’ny Magro Behoririka omaly, indrindra fa ny nataon’Atoa Olivier Rakotovazaha, izay nanambara mazava fa tsy misy manaiky lembenana izany eto ary aoka tsy hifamitaka mihisy.Mbola tena misarika ny sain’ny maro moa ny fomba nidiran’Atoa Ravalomanana Marc teto Madagasikara, ny azo antoka 100% aloha dia fiaramanidina no nahatongavany teto, tsy misy adihevitra ny amin’iny.
Hamaky ny tohinyMety maro ny olona nieritreritra fa hihazakazaka be ny toe-draharaha politika rehefa tafaverina an-tanindrazana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Nisy mihitsy aza no nihevitra fa hisy ny fanonganam-panjakana
Hamaky ny tohinyHafahafa ny fanaovana politika eto Madagasikara ! Mbola miteny ny vola ary mbola maro be ny mpanao politika voavidim-bola. Mahoraka be eny amin’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza eny fa hita ihany ny marimaritra iraisana eo amin’ny filoham-pirenena sy ny solombavambahoaka ka hahazo fiara 4X4 vaovao indray ireto farany
Hamaky ny tohiny