- Talata 11 Aogositra 2015
Edito.Tsy manaiky mihitsy
Manohy hatrany ny politikam-panjanahany izay navadika hoe diplaomasia ekonomika ny Frantsay.
Hamaky ny tohinyManohy hatrany ny politikam-panjanahany izay navadika hoe diplaomasia ekonomika ny Frantsay.
Hamaky ny tohinyHatreto aloha dia tsy mbola misy vahaolana mazava na lalan-kombana voafaritra tsara amin’ny fandresena ny fahantrana eto amintsika. Mijanona eo amin’ny sehatra politika ny resa-be etsy sy eroa.
Hamaky ny tohinyNy ela maharay roa, ary ny toerana manova olona. Voaporofo io tenin’ny Ntaolo io ankehitriny indrindra ho an’ny mpitondra ankehitriny
Hamaky ny tohinyMitombo isan’andro ny fanakianana momba ny nikarakarana ny fifidianana sy ny nanatanterahana azy ny zoma 31 jolay lasa teo. Maro ireo kandida milaza fa nanesorana ny vato azony ka izay no antony naharesy azy.
Hamaky ny tohinyNy hahavitan’ny fanadinana Bepc no ela dia mety hiverina indray ny savorovoro politika, samy miketrika any amin’ny toerana misy azy any avy ireo etamazaoro politika eto amin’ny tanàna
Hamaky ny tohinyNy fandatsaham-bato no vita tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna fa ny famoahana ny vokatra ofisialy mbola zavatra hafa. Maro be mantsy ny fitarainana amin’ny resaka hala-bato sy hosoka manerana ny nosy.
Hamaky ny tohiny