Edito

Hisavorovoro indray ny tanŕna ?


  • Alarobia 05 Aogositra 2015

Ny hahavitan’ny fanadinana Bepc no ela dia mety hiverina indray ny savorovoro politika, samy miketrika any amin’ny toerana misy azy any avy ireo etamazaoro politika eto amin’ny tanŕna

 
.Tranga iaingana ny resaka hosoka ny hala-bato tamin’ny fifidianana, maro ny mpanao politika, eny fa na oln-tsotra aza milaza fa tsy hanaiky mora foana ny paikady nambaran’izy ireo fa nampiasaina mba hampandaniana ireo kandidam-panjakana.Mbola eo moa ny Cenit sy ny fitsarana handinika sy hitsara ireo fitarainana na fitoriana ka hamoaka ny voka-pifidianana, mbola fotoana mismisy ihany ny momba izay ; saingy tsy hiandry izany ireo mpanao politka fa dia hihetsika.Misintona manokana nys ain’ny mpanara-baovao ny mitranga any Fianarantsoa satria dia nisy ny famoahana didim-pitsarana managadra kandida iray.Misafotofoto be ihany ny filazan’ny andaniny sy ny ankilany ny voka-pifidianana, samy milaza fa maharesy, efa mafampana ny toe-draharaha fa dia miandry ny fahavitan’ny fanadinan’ireo kilonga,hoy ny resaka tany omaly.Tsy any ihany fa any Antsiranana, Antsirabe dia misy ny zavatra manjavozavo momba ny voka-pifidianana ka dia ho hita eo indray izay hitranga e !

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT