• Alakamisy 15 Oktobra 2015
Edito.Sao dia hanjavona indray ?

Andrasana izay fehin-kevitra hivoaka avy amin’ilay fivoriana momba ny fandriampahalemana eny amin’ny CCI Ivato. Samy efa mikaikaika amin’ny asan-jiolahy sy ny fahasahian’ny dahalo avokoa mantsy ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Edito.Asa fa tsy sonia fotsiny

Inona moa ny taratasy tsy efa nosoniavina teto, firifiry ny fifanarahana natao, an-jatony ny atrikasa sy fikaonan-doha tanterahana isa-taona, fa mbola izao misavorovoro ara-politika sy ara-piarahamonina izao ihany i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Edito.Mampieritreritra ihany a !

Namerimberina matetika ny maha zava-dehibe ny fanajana ny fitsipi-pifehezana na « discipline » Rtoa Lalao Ravalomanana, tsy vao izao fa efa nandritra ny propagandy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Edito.Fanjakan’ny dahalo

Nisy indray ny andian-dahalo efa ho 100 lahy nanafika tanàna tany amin’ny faritra atsimon’ny nosy ary ny tena raharaha dia notafihan’izy ireo ny tobin’ny zandray ka lasa ny basy sy ny bala.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2015
Edito.Ahiahy sy fanantenana

Manara-maso akaiky ny zava-mitranga eto an-drenivohitra indray aloha manomboka izao ireo mpanara-baovao satria manana anjara toerana politika goavana amin’ny fiainam-pirenena izay zava-mitranga eto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2015
Edito.Lavitry ny afo ny kitay

Mbola tsy milamina ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara hatramin’izao e !izay no azo hamintinana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena tato ho ato izay.Variana amin’ny resaka fanonganana sy fiarovana ny eny amin’ny antenimieram-pirenena

Hamaky ny tohiny
FTT