- Alarobia 26 Aprily 2017
Edito.Mitsiriritra foana
Ny fifidianana izay ho filoham-pirenena frantsay izao no mbola manakoako indrindra amin’ireo vaovao iraisam-pirenena hatreto.
Hamaky ny tohinyNy fifidianana izay ho filoham-pirenena frantsay izao no mbola manakoako indrindra amin’ireo vaovao iraisam-pirenena hatreto.
Hamaky ny tohinySamy miaro ny rambony tsy ho tapaka ny samy HVM manoloana ilay raharaha kolikoly goavana nahasaringotra ilay ramatoa, izay noroahin’ny fanjakana Maorisianina nody aty Madagasikara fa tsy navela hialokaloka tany intsony.
Hamaky ny tohinyHifarana ihany ity ny taom-piasan’ny fitondrana ankehitriny. Tsy mety tafapetraka ny fampihavanana tena izy
Hamaky ny tohinyTany amin’ny tsy mivonto no nanaintaina, hoy fitenenana nanoloana ny fanovana minisitra vitsivitsy nataon’ny fanjakana HVM.
Hamaky ny tohiny8 volana sisa dia higadona ny taona 2018. Taom-pifidianana, hoy ny filazan’ny vaomiera mpikarakara azy izay.
Hamaky ny tohinyToa lany andro amin’ny fanamelohana am-bava sy ny resabe etsy eroa ireo izay manampahefana efa nahavelombolo ny rehetra, fa hijoro sy tsy hanaiky lembenana tamin’ilay raharaha nahasaringotra ilay vehivavy malaza tamin’ny kolikoly.
Hamaky ny tohiny