Edito

Mitsiriritra foana


  • Alarobia 26 Aprily 2017

Ny fifidianana izay ho filoham-pirenena frantsay izao no mbola manakoako indrindra amin’ireo vaovao iraisam-pirenena hatreto.


 Ho an’ireo mpanara-baovao maniry ny hahita fifidianana mangarahara tsy mitanila eto amintsika, inoana fa maro ny mitsiriritra ny fizotram-pifidianana tahaka izay misy any an-toerana ankehitriny. Nananika ny 83% ny taham-pahavitrihana, izany hoe hatrany amin’ny 17 tapitrisa ireo tonga nifidy nefa kely velaran-tany noho isika tamin’ny fihodinana voalohany. Asa na mba hivadika ho toy ny eto amintsika amin’ny fifidianana 2018 na ho sanatria fitsiriritana foana ka na hatramin’ireo hofidiana aza hahatonga ny malagasy ho tsy manam-pidiny manoloana sahady ny antsojay tsy an-kijanona amin’ireo kandida vaventy atahoran’ny fitondrana.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT