- Alarobia 05 Jolay 2017
Edito.Toran-kovitra sahady !
Adin’ny kanosa sisa ampiasain’ny fanjakana HVM hoenti-mamingana ny mpifanandrina politika aminy amin’ny fifidianana ho avy.
Hamaky ny tohinyAdin’ny kanosa sisa ampiasain’ny fanjakana HVM hoenti-mamingana ny mpifanandrina politika aminy amin’ny fifidianana ho avy.
Hamaky ny tohinyRaha hiteny hoe Lany henatra ny mpitondra dia toa efa tsy izay intsony akory amin’izao fotoana izao no zava-misy fa tena efa manoatra lavitra mihitsy aza. Manala baraka firenena ve ?
Hamaky ny tohinyMafotaka indray ny resaka horonam-peo momba ilay mpanolotsain’ny filoham-pirenena, izay nilaza azy ho henjana sy tsy azo kitikitihina.
Hamaky ny tohinyLasan-ko vavany toa haron-tabebaka ny filoha ankehitriny, ary miaro tena fatratra. Henjana raha handaha-teny sy hanova ny mainty ho fotsy, ka raha ny firesany tao amin’ny fahitalavitra Frantsay,
Hamaky ny tohiny« sinema indray ! » raha nisy iny garana voatr’olombelona lany daty tsy nipoaka nanoloana ny minisiteran’ny fizahantany omaly iny.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny maro ny fihetsiketsehana sy ilay fiarovana fatratra ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny Mahamasina nandritra ny lanonana nenti-nanamarika ny fetim-pirenena.
Hamaky ny tohiny