- Sabotsy 16 Desambra 2017
Edito.Sangodim-panina isan’andro
Angamba efa tantara sisa ny hoe fampihavanam-pirenena eto Madagasikara, toa natsangana atao haingon-drafitra fotsiny ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy.
Hamaky ny tohinyAngamba efa tantara sisa ny hoe fampihavanam-pirenena eto Madagasikara, toa natsangana atao haingon-drafitra fotsiny ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy.
Hamaky ny tohinyMifampihantsy sy mifampidera taim-by ara-bakiteny ankehitriny na ny eo anivon’ny fitondrana, izay milaza sy miantehatra fatratra fa mahery sy tompon’ny fahefana,
Hamaky ny tohinyLasa ihany ny eritreritra mahita an-dramalagasy ankehitriny misary resy tanteraka noho ny fidangan’ny vidim-piainana sy ny fahasahiranana andavanandro vokatry ny resabe ataon’ny mpitondra sy ny mpanao politika tsy mahatonga vary sy laoka any am-bilaniny.
Hamaky ny tohinyNiezinezina ny fanambaran’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly ny fahavononany sy firosoany hatrany hanarina an’i Madagasikara, ary izay no niadiany mafy ny hiverenenany teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyRafitra, rafitra, rafitra ! Izay hatrany no tanisaina fa mahatonga ny tsy fetezan-javatra rehetra eto. Mila manova rafitra isika na koa hoe mila fanorenana ifotony mihitsy ity firenena ity.
Hamaky ny tohinyMalaza sy fitaovana hivoizana hevitra sy fampitam-baovao ara-politika na zava-misy eny anivon’ny fiarahamonina ny tambajotran-tserasera « facebook » amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny