- Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Edito.Misy tsy milamina e !
Tsy mbola nisy herintaona niasana kosa ve izy dia mimenomenona sahady ianareo ?
Hamaky ny tohinyTsy mbola nisy herintaona niasana kosa ve izy dia mimenomenona sahady ianareo ?
Hamaky ny tohinySamy milaza ho tia tanindrazana ny mpanao politika eto Madagasikara. Mambabo ny olona amin’ny fametrahana ho laharampahamehana ny tombontsoa iraisana rehefa propagandy tahaka izao.
Hamaky ny tohinyFitenin’ny tanora amin’izao fotoana indray ankehitriny ilay hoe « ny henjana ihany ! » ity rehefa te haneho sarisary mikasika asa na
Hamaky ny tohinyManao toy ny mpitari-bato vilam-bava, ka hafa ny tondroin’ny molotra, ary hafa ny ataon’ny tànana, hoy ilay fomba fitenintsika.
Hamaky ny tohinyRehefa izy no misioka dia voromanga, fa rehefa ny hafa dia vorondolo ! Io no mamaritra ny fomba ny fihetsika asehon’ny mpitondra ankehitriny. Mora ny nanenjika, namotika, nandrava, nandoro,…
Hamaky ny tohinyFitenin’ny Malagasy rehefa mahita olona milingilingy ny miteny hoe milalao afo saingy nalaza tato anatin’ity fitondrana ity moa ny teny hoe Velirano.
Hamaky ny tohiny