- Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Edito.Ny mpanohitra foana e !
Mbola ity resaka fifanolanana noho ny raharaha Tana-masoandro ity izao no mitana ny sain’ny maro.
Hamaky ny tohinyMbola ity resaka fifanolanana noho ny raharaha Tana-masoandro ity izao no mitana ny sain’ny maro.
Hamaky ny tohinyManomboka miverina eo ambony latabatra politika ny resaka lalàna momba ny fanoherana, saika isan’andro ny firesahana ny raharaha Ambohitrimanjaka,
Hamaky ny tohinyNisy habaodoana nokoloina teny foana mba ho moana ny vinany ary jenjina ny saina, hoy ny mpahay tantara sady poeta, iray izay.
Hamaky ny tohinyHiafara aiza ny raharaha Ambohitrimanjaka sy ny manodidina ? Mampametra-panontaniana toy izany koa ny raharaha Base Toliara.
Hamaky ny tohinyMbola adihevitra tsy ho vita ao anatin’ny fotoana maharitra ny momba ny tetikasa sy ny laharam-pahamehan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny ekipany ankehitriny.
Hamaky ny tohinyRaha ny resaka sy ny fampanantenana, dia tena haingam-pandeha ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoha Rajoelina.
Hamaky ny tohiny