- Talata 18 Febroary 2020
Edito.Edito Ho rava eto daholo !
Ny tanimbary mamokatra tapitra totofana. Ny vakoka sasany toy ny eny Ambohitrimanjaka koa harodana.
Hamaky ny tohinyNy tanimbary mamokatra tapitra totofana. Ny vakoka sasany toy ny eny Ambohitrimanjaka koa harodana.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fampahatsiahivana ny fanambin’ny filoham-pirenena nataon’ny depiote iray tany Ambatondrazaka. Nofatoran’io olom-boafidy io tamin’ny teniny ny filoha Rajoelina tamin’ny fampanantenana nataony.
Hamaky ny tohiny« Rehefa mety ny atao, dia ny soabakaka aza mampidi-dranon-ketsa, fa rehefa tsy mety ny atao,
Hamaky ny tohinyHatreto aloha izany i Madagasikara dia mbola firenena ao anatin’ilay antsoina hoe tsy tafavoaka.
Hamaky ny tohinyRehefa tonga avy any ivelany, dia tokony hitondra voandalana ho an’ny firenena ny filoham-pirenena Malagasy, izay niatrika ny Fivoriana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina.
Hamaky ny tohinyIsan’ny lesoka goavana amin’ny fitantanana ity firenentsika ity ny tsy fisian’ny fahintsiana sy fanetren-tena. Hafa no ambara anio, dia hafa no tanterahina rahampitso.
Hamaky ny tohiny