- Zoma 28 Aogositra 2020
Edito.Mahomby amin’ny inona moa ?
Ambara fa anisan’ny Filoham-pirenena 5 mahomby aty Afrika ny Filoham-pirenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyAmbara fa anisan’ny Filoham-pirenena 5 mahomby aty Afrika ny Filoham-pirenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyVoizina indray moa amin’izao fotoana izao fa ny filoham-pirenentsika dia isan’ny ireo filoham-pirenena miisa 5 aty Afrika mikaro-bahaolana indrindra hampandrosoana ny fireneny.
Hamaky ny tohinyVelirano amin’ny fanatanterahana ny programan’asa samihafa ambara fa hoenti-mampandroso ny firenena no nilokalokan’ny Fanjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinySamy manao izay reviny, hoy ny fitenin’ny tanora izay. Rehefa mijery ny fiarahamonina Malagasy amin’izao fotoana izao tokoa dia toa samy manao izay tiany daholo amin’ny ankapobeny manomboka any amin’ny mpitondra ka hatrany amin’ny vahoaka isanisany.
Hamaky ny tohinyToe-javatra isan’ny nanamarika ny andro omaly ilay raharaha mahakasika ny Tale Jeneralin’ny serasera teo anivon’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina, izay nametra-pialana.
Hamaky ny tohinyIsan’ny nanamarika ny andro omaly ny fanovana mpikambana teo anivon’ny governemanta, izay nandrasana hatry ny ela.
Hamaky ny tohiny