- Zoma 10 Septambra 2021
Edito.Mahery tsy maody…
Mifamahofaho eto amin’ny tany sy ny fanjakana hatrany ny toe-javatra mamohitra. Ireny no zary lasa manamarika ny fiainam-pirenena, manakona ny zava-misy.
Hamaky ny tohinyMifamahofaho eto amin’ny tany sy ny fanjakana hatrany ny toe-javatra mamohitra. Ireny no zary lasa manamarika ny fiainam-pirenena, manakona ny zava-misy.
Hamaky ny tohinyHeverina fa tsy tokony haha sasatra ny hampahatsiahivana hatrany fa ny atao hoe “tody” dia ny fiverenan’ny atao ihany. Antony niheveran’ny Ntaolo Malagasy io fa akaikin’ny zanak’olombelona hatrany na hoe
Hamaky ny tohinyResy indray ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra omaly. Tsy afaka hiteny isika hoe: tsy nisy ny ezaka satria na teo aza ny lesoka,
Hamaky ny tohinyVita izay ny tsikera sy fananarana ary soso-kevitra rehetra nialoha ny lalao manaraka izay ho tontosain’ireo mahery fontsika indray ho amin’ity anio ity atsy Tanzania.
Hamaky ny tohinyVita iny ny fety aman-danonana nentiny fitondram-panjakana naneho ny zava-bitany, nampisehoana fa mahavita azy ny Filoha sy ny ekipany amin’ny tontolon’ny baolina kitra.
Hamaky ny tohinyNitolefika indray ny omby izay reharehantsika Malagasy! Marina fa tsy hampiova ny lalao efa vita ny fitanisana ny mety ho lesoka, fa kosa ahafana manarina sy maka lesona amin’ny ho avy.
Hamaky ny tohiny