- Talata 07 Desambra 2021
Edito.Kely tsy mba mamindro
Mihanjahanja tsy misy mpiahy ny vahoaka madinika ankehitriny. Ny lehibe natao handrapaka ny kely, raha tarafina amin’ny ataon’ny orinasa karana sy ny Malagasy mahitahita amin’ny madinika.
Hamaky ny tohiny
