- Talata 24 Aogositra 2021
Edito.Mitohy ny kitsapatsapa
Niala tamin’ny “cerveau” sy ny avy any an-dafy izany izao dia miditra indray amin’ny fanomezana sehatra ny tanora sy ireo endrika vaovao.
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny “cerveau” sy ny avy any an-dafy izany izao dia miditra indray amin’ny fanomezana sehatra ny tanora sy ireo endrika vaovao.
Hamaky ny tohinyIny nametra-pialana iny ny Minisitry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika Atoa Brice Randrianasolo, izay sambany teo amin’ny tantara tokoa
Hamaky ny tohiny“Amin’ny ankapobeny ny vahoaka dia tsy mahalala ny zava-mitranga. Tsy fantany akory aza fa tsy mahafantatra izy.” Mampahatsiahy izany fehezantenin’ilay mpahaiteny malaza Amerikanina,
Hamaky ny tohinyNanomboka tany amin’ny hoe fifanarahan’asa na “contrat programme” mandritry ny 6 volana ny resaka. Nampiasaina indray tao aorian’izay moa ny voambolana hoe “kolontsain’ny fahombiazana” na “culture d’excellence”. 3
Hamaky ny tohinyTafatsangana indray izany ny antsoina hoe : governemantan’ny asa araka ny nanambaran’ny Filoham-pirenena azy omaly.
Hamaky ny tohinyHo tapitra anio ny fe-potoana 3 andro nomen’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, fa tsy maintsy hamoahana vahaolana mikasika ny fisondrotry ny vidim-piainana.
Hamaky ny tohiny