- Alarobia 20 Oktobra 2021
Edito.Tontolo samihafa
Asa na ny tontolo misy sy ny rivotra fohana no samihafa, ka dia samihafa manaraka izany ihany koa ny zavatra hitan’ny tsirairay avy eto amin’ity firenena misy antsika ity ?
Hamaky ny tohinyAsa na ny tontolo misy sy ny rivotra fohana no samihafa, ka dia samihafa manaraka izany ihany koa ny zavatra hitan’ny tsirairay avy eto amin’ity firenena misy antsika ity ?
Hamaky ny tohinyTsy voatery ho mpanohitra avokoa izay mitsikera sy mahita ny zavatra tsy mety, ka mahasahy mamaky bantsilana ny tsy mety. Porofo iray mivaingana ny io ataon’ny Filohan’Antoko iray akaiky kokoa ny fitondrana,
Hamaky ny tohinyLasa resaky ny moana sy ny marenina ny toe-draharaha miseho eto amin’izao fotoana izao fotoana izao. Na mikorontana ambony ambany aza ny zava-misy,
Hamaky ny tohinyTsy lavina ny fisiana hetsika samihafa ataon’ny Filoha sy ny fitondram-panjakana ankehitriny, izay miezaka mamorona zavatra mila ho isan’andro hanaovana sehoseho.
Hamaky ny tohinyMiitatra tsikelikely ihany ny tsy fahatomombanana mitranga eo anivon’ny fiarahamonina Malagasy vokatr’ity tsy fahaizana mametraka ny laharam-pahamehana eto amin’ny firenena efa averimberin’ny
Hamaky ny tohinyNanao ny ainy tsy ho zavatra aloha ny mpilalao sy ny mpanazatra ny Barean’i Madagasikara matoa afaka niala tao anatin’ny nofy ratsin’ny faharesena lava.
Hamaky ny tohiny