- Talata 23 Novambra 2021
Edito.Sasatry ny manadio tena
Sasatry ny mamono afo sy manadio tena ny Fitondram-panjakana ankehitriny. Tsy vaovao intsony ny faharenesana sy fahavakiana bantsilan’ny toe-draharaha manaratsy endrika,
Hamaky ny tohinySasatry ny mamono afo sy manadio tena ny Fitondram-panjakana ankehitriny. Tsy vaovao intsony ny faharenesana sy fahavakiana bantsilan’ny toe-draharaha manaratsy endrika,
Hamaky ny tohiny“ Le respect se mérite.”, hoy ry zareo vahiny izay na hoe ho an’ny mendrika ny fankatoavana, raha adika malalaka amin’ny tenin-drazantsika.
Hamaky ny tohinyNatao hiahy sy hitsinjo ny vahoaka Malagasy no antom-pisian’ny mpitondra Fanjakana nomem-pahefana tamin’ny alalan’ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTsy misy mazia ny politika. Ilay politika faritana amin’ny atao hoe fitantanana firenena na fitantanana raharaham-pirenena mihitsy no resaka eto satria dia tsy mety mitsahatra hatramin’ny niandohan’ity fitondrana ity
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fifanasana vangy ara-politika! Miteny sy manakiana ny mpanohitra, dia iny ihany koa fa mivatravatra tsy mitsitsy fitenenana ny manam-pahefana sasany eo amin’ny Fitondrana.
Hamaky ny tohinyMaro ny zava-niseho nandritry ny herinandro lasa teo ary isan’ny nisongadina namarana izany ny teo amin’ny tontolo politika.
Hamaky ny tohiny