- Alarobia 01 Desambra 2021
Edito.Fiaraha-mionona
Samy mahatsikaritra ny maro fa mitotongana ankehitriny ny fiarahamonina Malagasy. Miha mitotongana hatrany aza satria efa an-taonany ihany izay nilazana teto
Hamaky ny tohinySamy mahatsikaritra ny maro fa mitotongana ankehitriny ny fiarahamonina Malagasy. Miha mitotongana hatrany aza satria efa an-taonany ihany izay nilazana teto
Hamaky ny tohinyMbola tany tan-dalàna ve i Madagasikara sa efa tena tafiditra tanteraka ao anatin’ilay hoe fanjakan’I Baroa na Fanjakana loham-boto?
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny taona 2007, fony nandray ny toerana maha ben’ny tanàna azy ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, no efa niainana ity kolontsaim-panilihana ny adisoana ho amin’ny fitondrana teo alohany ity.
Hamaky ny tohinyIsaorana ny mpahary aloha ary isaorana ihany ireo mpanapa-kevitra ihany koa fa mba efa manomboka milatsaka ny orana.
Hamaky ny tohinyDifotry ny zava-misy tanteraka ny fitondrana, tsy tena mahita izay horaisina eo anatrehan’ny olana sesilany miseho eto amin’ny firenena. Ny eo tsy tena mivaha, ny eo misosoka ihany.
Hamaky ny tohinyMbola karakaina sy mitaraina ny tany. Tsy zarizary ny voly rehetra, indrindra, ny voly vary. Toy izany koa ny fiompiana. Hatreo fotsiny dia efa midika fa tsy milamina, fara-faha keliny, ny fiainan’ny 80%n’ny Malagasy,
Hamaky ny tohiny