- Alarobia 15 Desambra 2021
Edito.Fandrorana mitsilany mitohy
Asa izay hiafaran’ny tontolo iainana eto amin’ny firenena amin’ity fandrorana mitsilany mitohy ataontsika olom-pirenena Malagasy sy ireo mpitondra antsika ity!
Hamaky ny tohinyAsa izay hiafaran’ny tontolo iainana eto amin’ny firenena amin’ity fandrorana mitsilany mitohy ataontsika olom-pirenena Malagasy sy ireo mpitondra antsika ity!
Hamaky ny tohinyMirona tanteraka any amin’ny politika iva lenta sy toe-tsaina mirefarefa amin’ny tany ny mpitondra ankehitriny. Mihetraketraka, ary tena mihevitra ny hanana ny fahefahana mandrakizay, ety an-tany ka hatrany an-danitra.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fahasahiranana. Izay raha atao bango tokana izany ny lojikan’ny zava-misy amin’ity herinandro ity satria na dia ny fikasana haneho tamin’ny mpitondra fanjakana sy ny mpanapa-kevitra ny fisian’izany
Hamaky ny tohinyMampahatsiahy ny tenina filoham-pirenena teo aloha izay izy ity hoe ny olona iray rehefa tsy vahaolana dia olana. Azo atao koa hoe ny vondron’olona iray angamba na mety hoe ny antokon’olona iray na fikambanana iray,
Hamaky ny tohinyMihanjahanja tsy misy mpiahy ny vahoaka madinika ankehitriny. Ny lehibe natao handrapaka ny kely, raha tarafina amin’ny ataon’ny orinasa karana sy ny Malagasy mahitahita amin’ny madinika.
Hamaky ny tohinyEfa hitan’izao fitondrana izao ilay fomba fanjonoana mpifidy na “marketing électoral”, hoy ny mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary, izay.
Hamaky ny tohiny