- Zoma 14 Janoary 2022
Edito.Ny voaranitra no handratra
“Ranitra”, lohatenina sangan’asa namondronana poeta iray ireo tononkalo neveriny ho tsara fantina indrindra nivoaka ny taona 1992 io.
Hamaky ny tohiny“Ranitra”, lohatenina sangan’asa namondronana poeta iray ireo tononkalo neveriny ho tsara fantina indrindra nivoaka ny taona 1992 io.
Hamaky ny tohinyMamita fe-potoana iasana sisa, fa raha izay fahagagana heverina fa hataon’ity Fanjakana ity momba ny fandrosoan’ny firenena toa ho lavitry ny kitay ny afo
Hamaky ny tohinyFahatapahan-jiro miha mafy. Fahatapahan-drano efa aman-taonany maro izao no nijaliana faritra maro na an-drenivohitra io na am-bala sy manamorona ranomasina rehetra any.
Hamaky ny tohinySambany teo amin'ny tantara no tsy afaka misitraka ny fiadiana izay ho tompondakan'i Afrika eo amin'ny taranja baolina kitra na ny "CAN" izany isika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny“00/20 no omeko ny mpanohitra.”, “ny mpanohitra ihany no tsy mankato teleferika.”, “tsy tia fandrosoana izay manohitra.” Santionan’ireo fehezanteny nisongadina tamin’iny herinandro iny ireo.
Hamaky ny tohinyInona intsony moa no azo ambara fa dia mbola miala sasatra, hono, aloha izany ny praiminisitra sy ny governemantany koa!? Amin’ny faha 5 janoary 2022 any ho any indray, hono, aloha miresaka.
Hamaky ny tohiny