- Alakamisy 24 Martsa 2022
Edito.Fahagagana inona intsony e ?
Telo taona sy tapany in’efatra niova ny endriky ny governemanta, saingy arakaraka ny niovaovany no vao mainka nampitotongana ny firenena,
Hamaky ny tohinyTelo taona sy tapany in’efatra niova ny endriky ny governemanta, saingy arakaraka ny niovaovany no vao mainka nampitotongana ny firenena,
Hamaky ny tohinyNy tànana efa zatra mitsotra tsy afaka mivokona intsony, ary sarotra tokoa ny hanova olona iray amin’ny toetra amam-pihetsika mahazatra azy.
Hamaky ny tohinyAsa aloha na efa izao na tsia no tonga amin’ilay antsoina hoe “population paralysée” na vahoaka tsy mahasaina sy mahahetsika intsony manoloana ny zava-misy mandifotra azy an-davan’andro fa hita ho toy ny zary tsy mivaky loha
Hamaky ny tohinyTsy ny fampidirana olona madio no mampadio fitondrana, hoy ny mpanao politika iray izay omaly. Tsy ny fampidirana piesy vaovao koa no mahatonga fiara iray ho vaovao,
Hamaky ny tohinyNy fomba amam-panao efa hita hatramin’izay ny maha ratsy azy na tsy nilana fikarohana lalina aza ankehitriny no mihatra eto amin’ity nosintsika ity raha politika no resahana.
Hamaky ny tohinyHita ho mandrimandry hatrany hatramin’izao ny fitondram-panjakana manoloana ny zava-miseho rehetra, tsy eto amin’ny firenena ihany,
Hamaky ny tohiny