• Zoma 25 Febroary 2022
Edito.Tsy ho afa-bela

Loza izany nandalo teto amin’ny firenena tato anatin’ny 3 taona mahery izany ary isany heverina ireny rehetra ireny fa loharanon’ny tsy fahatomombanana rehetra misy eto amin’ity firenentsika ity hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Edito.EDITO Mitsipozipozy

Sarotsaro-piterahana indray ny fikitihana na fanovana na famenoana ireo toerana banga ao anatin’ny governemanta. Omaly no re fa saika hanaovana izany, saingy toa miandry an’Ambatobevohoka ho teraka indray angamba e !

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2022
Edito.Ambonin’ny lavitra ezaka

Raha noheverina hatramin’izay fa lavitra ezaka ny fanarenana ity firenena ity dia hita ho ambonin’izany kosa, izany hoe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Edito.Mbola gidragidra hafa koa

Samy miandry ny ho fivoaran’ny toe-draharaha ara-politika ny mpanara-baovao. Ahoana ihany ny ho tohiny? Iza no hodakana ary iza no hotazonina?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Febroary 2022
Edito.Samy manohy lalana saingy…

Tohizo ny lalantsika, hoy ny filamatra niendrika baiko nentin’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, raha nanao fampielezan-kevitra hiomanany handraisana ny fahefana fanindroany ny taona 2007.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Edito.Miakatra ny maripana

Mitaky ny fandravana faran’izay haingana ny governemanta ny mpanohitra. Tsy izy ireo irery moa izany fa hery politika maro tsy hanavahana no hita nanao izany tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT