- Zoma 13 Mey 2022
Edito.Mena mitsilopy
Fa ny fanantenana efa mena mitsilopy”, hoy ny hiran-dry zokibe Mahaleo efa tany amin’ny faraparan’ny taona 1970.
Hamaky ny tohinyFa ny fanantenana efa mena mitsilopy”, hoy ny hiran-dry zokibe Mahaleo efa tany amin’ny faraparan’ny taona 1970.
Hamaky ny tohinyDia mbola hitohy ihany izany izy ity rehefa jerena ny fanomezana fanazavana isan-karazany avy amin’ireo
Hamaky ny tohinyMikatona ny fomba fijery. Mikatona ny fomba fiasa. Mikatona ny fomba fanaovana serasera. Mikatona ihany koa ireo sehatra henoina ary tsy mahagaga raha toa ka mikatona manaraka izany rehetra izany amin’izao fotoana izao ny lalana mankany amin’ny tena fampandrosoana.
Hamaky ny tohinyEfa misosa ho azy toy ny rano mandeha ny vava tsy ambina ataon’ny Fanjakana ankehitriny. Tsy mba manana fanetren-tena, fa arakaraka ny efa tsy fahombiazana no vao mainka mampidingin-drambo ka asa na tena tsy mahay
Hamaky ny tohinyMahatsiaro very andry iankinana ankehitriny ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy manoloana ny toe-draharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyIsan’ny Fanjakana hafahafa fiasa indrindra tao anatin’ny 60 taona ity Fitondrana ankehitriny ity. Matetika hita taratra foana ny hoe :
Hamaky ny tohiny