- Alatsinainy 04 Jolay 2022
Edito.Mbola tsangan’olona
Tontosa iny ny fankalazana ny 20 taona nijoroan’ny antoko politika Tiako I Madagasikara, izay naorin’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyTontosa iny ny fankalazana ny 20 taona nijoroan’ny antoko politika Tiako I Madagasikara, izay naorin’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyRaha ho an’ny sofina mihaino sy maso mahita dia tena manaitra tokoa ny maheno sy mahita izay teny sy soratra hoe “fifanatrehana” izany.
Hamaky ny tohinyVita iny ny fanamarihana ny tsingerin-taona nahazoana ny fahaleovantena. Asa aloha hoe: fahaleovantena tahaka ny inona moa izany no iainantsika amin’izao vanim-potoana izao?
Hamaky ny tohinyAsa indray izay tohin’ireo fanazavana rehetra efa nomena mikasika ny zava-mitranga eto amin’ny firenena ity.
Hamaky ny tohinyKolikoly etsy, afera maloro ero, fanodinkodinana volam-panjakana, halatra solika, trafika sy halatra volamena, orinasam-panjakana banky ropitra,…
Hamaky ny tohinyManahiran-tsaina ankehitriny ny miheritreritra ny mety hoavin’ity firenena ity. Hiatrika volana vaovao tsy ho ela isika.
Hamaky ny tohiny