• Talata 15 Novambra 2022
Edito.Kendan’ny nasesiky ny tànany

Efa be loatra ny sinema, ny resaka tsy tonga volana sy misavoamboana natao teto. Na tamin’ny propagandy na tao anatin’ny raharaham-pitantanana ny firenena nahitana sy nahatarafana an’izany avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Edito.Miandry vokatra tokoa

! Tsy ampy kolontsaim-bokatra, hono, ireo mpitantana sasany eo anivon’ny JIRAMA, hoy ny fanazavan’ireo lehiben’izy ireo ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Edito.Tsy mahantra intsony fa efa fadiranovana

Tsy mahantra intsony ny vahoaka malagasy fa efa fadiranovana matoa efa misolo ny omby amin’ny asany toy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Edito.Mandroso maizina

Tsikaritra ho miseho lany ankehitriny ny fanehoan-kevitra toa miendrika fandrangitana na andeha atao fampanenoana lakolosy amin’ilay fitenin’ny tanora angamba,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Edito.Velirano foana isan-taona

Andalana hifanarana indray ny 2022, izay nambaran’ny Mpitondra Fanjakana tany amin’ny fiandohan’ny taona fa ho taonan’ny asa, hanatanterahana ireo velirano maro,…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Edito.Tsy misy mihetsika

Tsy misy mihetsika, mba tsy hilazana hoe tsy miroso, eny, tsy misy mandroso mihitsy ny fianan’ilay fiarahamonina eto Madagasikara na koa hoe ny fiainam-pirenentsika tao anatin’izay 4 taona izay.

Hamaky ny tohiny
FTT