- Alatsinainy 26 Desambra 2022
Edito.Fahasahiranana tsy miato
Anaty fiatoana politika moa isika izao, raha ny mahazatra fivoin’ireo mpitondra fanjakana isan-taona.
Hamaky ny tohinyAnaty fiatoana politika moa isika izao, raha ny mahazatra fivoin’ireo mpitondra fanjakana isan-taona.
Hamaky ny tohinyMitenena eo daholo izay te hiteny! Itaraino eo daholo izay tokony itarainana! Tsikerao eo daholo izay tokony ho tsikeraina fa ny fantatry ny mpitantana ity firenena ity izany izao dia fety indray aloha! Fety ny andro.
Hamaky ny tohinyTsy isika no handeha hanome lesona ny Filoham-pirenena sy ny fitondrana izay tarihiny, saingy manana zo hiteny sy haneho hevitra ihany angamba eo anatrehan’ny fahapotehana sy fitotonganan’ny firenena ankehitriny,
Hamaky ny tohinyTery ny toekarena. Mitaraina ho tsy afa-mivelatra sy tsy afa-mihary araka ny tokony ho izy ireo mpandraharaha, indrindra,
Hamaky ny tohinyHerinandro tsy hahatongavan’ny fetin’ny noely isika izao, ary raha ny tena tokony ho izy dia ao anatin’ny vanim-potoana fiomanana tanteraka amin’izany.
Hamaky ny tohinyValalabemandry ialahy, rahoviana ihany vao valalabe mifoha?”, hoy ny fanontanian’i Sareraka tamin’ny vahoaka malagasy hatramin’ny taona 1979 tao anaty tononkirany ary naveriny napetraka indray niaraka tamin-dry Diosezy
Hamaky ny tohiny