Dossier

Harena ankibon’ny tany Manana akora tena be mpitady maneran-tany i Madagasikara


  • Alakamisy 16 Mey 2019

Ahitana harena ankibon’ny tany antsoina hoe Lithium izay singa ampiasaina amin’ny fanamboarana finday sy fakan-tsary ary koa manana “Carbone”

 

 izay ilaina amin’ny fanamboarana vatana fiarakodia sy fiaramanidina (Airbus A380) i Madagasikara ary mbola misy maro hafa izay tena be mpitady eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Izany no vokatry ny fikarohana sy fanadihadiana nataon’ny vondron’ny mpampianatra mpikaroka Malagasy ka nampahafantarina teny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly alarobia 15 mey. Omena ny minisiteran’ny harena ankibon’ny tany ny vokatry ny fikarohana mba hahafahana mamadika azy ho tetikasa ka hirosoana amin’ny fitrandrahana. Ireo mpandraharaha Malagasy no omena vahana  raha ny fanirian’ireo mpampianatra mpikaroka ireto. Hatrizay mantsy dia ireo orinasa goavana vahiny hatrany no tena mahazo tombontsoa amin’ny harena ankibon’ny tany Malagasy.

 

RTT

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT