- Talata 29 Mey 2018
Any Ivelany.Mohamed Salah
Nisento tokana ny Ejypsiana raha nandre avy amin’ireo mpitsabo manara-maso akaiky ny fahasalaman’ilay kintan’ny baolina kitra any aminy,
Hamaky ny tohinyNisento tokana ny Ejypsiana raha nandre avy amin’ireo mpitsabo manara-maso akaiky ny fahasalaman’ilay kintan’ny baolina kitra any aminy,
Hamaky ny tohiny76,7% no salan’isa azon’i Vladimir Poutine ny volana martsa teo ary omaly izy no nanao ny fianianany ka hitantana an’i Rosia indray hatramin’ny taona 2024.
Hamaky ny tohinyFito taona taorian’ny nialany teo amin’ny fitantanana an’i Brezila dia mivoha midanadana ho an’i Luiz Inacio Lula da Silva ny varavaran’ny fonja noho ny didim-pitsarana manameloka azy 12 taona an-tranomaizina noho ny kolikoly sy famotsiam-bola.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly 2 aprily teo amin’ny faha 81 taonany Rtoa Winnie Madikizela Mandela, vady andefimandrin’i Nelson Mandela teo aloha.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fanadihadiana ataon’ny fitsarana amin’Atoa Nicolas Sarkozy. Kolikoly, fandraisana sy fanodinkodinana ny volan’ny vahoaka Libianina no vesatra hanenjehana azy.
Hamaky ny tohinyNampidirina am-ponja vonjimaika nanomboka omaly talata 20 martsa noho ny ahiahy amin’ny fisiana famatsiam-bola avy any Libya nampiasainy nandritra ny fampielezan-keviny ny taona 2007 ny filoha Frantsay teo aloha Atoa Nicolas Sarkozy.
Hamaky ny tohiny