• Alakamisy 15 Febroary 2018
Any Ivelany.Afrika Atsimo Nametra-pialana ny filoha Jacob Zuma

Nametra-pialana omaly ny filoha Afrikanina tatsimo Jacob Zuma. Nanapa-kevitra ny hiala amin’ny maha filohan’ny repoblika ahy, aho na dia tsy mitovy hevitra amin’ny antoko niaviako aza, hoy i Jacob Zuma tamin’ny fanambarana fohy nataony halina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
Any Ivelany.Johnny Hallyday Ifandroritan’ireo zanany ny fananany

Niseho masoandro ny fizarazarana eo amin’ny fianakavian’i Johnny Hallyday mahakasika ny didy miafina nataon’ity mpanakanto ity izay nodimandry ny 6 desambra teo momba ny fizarana ny fananany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Febroary 2018
Any Ivelany.Fonjan’i Guantanamo Mitohy ny asay, hoy i Donald Trump

Nanapa-kevitra ny mbola hampiasa hatrany ny fonaj’I Guantanamo mba hihazonana ireo olona sokajiana ho mpanao asa fampiorohoroana ny filoha Amerikana Donald Trump; efa nomeny baiko momba izany ny minisitry ny fitsarana Jim Mattis ary efa voasonia ny didim-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Janoary 2018
Any Ivelany.Paris - Frantsa Miha mitombo isa ny voalavo

Miha mitombo isa ny voalavo ao Paris renivohitra Frantsay, naparitak’ireo mpandroaka fako vao maraina ny horonantsary mirakitra izany, sary izay nalaina ny 9 desambra 2016 teny amoron’ny reniranon’i La Seine.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Janoary 2018
Any Ivelany.Vladimir Poutine Nirobo-drano

Nandritra ny fetin’ny Epiphanie Orthodoxe ny alin’ny alakamisy hifoha zoma tany Rosia dia niroboka tao anaty ranomandry tsy nitafy ny filoha Rosianina Vladimir Poutine tao amin’ny farihin’i Seliguer any avaratra andrefan’i Moscou.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Any Ivelany.Angletera sy Frantsa Manamafy fiaraha-miasa

Nitsidika an’i Angletera omaly alakamisy i Emmanuel Macron hiatrika ny fihaonamben’ny fifandraisana eo amin’ny Frantsay sy i Britanika miaraka amin'ny praiminisitra Theresa May.

Hamaky ny tohiny
FTT