Any Ivelany

Tsipy kanetibe eran-tany Nanao Pao-droa i Frantsa


  • Talata 18 Septambra 2018

Nanao pao-droa i Frantsa nahitana an’i Dylan Rocher, Henri Lacroix, Philippe Quintais ary Philippe Suchaud teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany andiany faha-48 taranja tsipy kanetibe notontosaina tany Desbiens Canada ny ny 13 - 16 septambra 2018 lasa teo.

 

 

Izy no nandresy ny ekipa Maraokanina  13-7 teo amin’ny famaranana tamin’ny alahady teo ka nahavoahosotra azy ho tompondaka eran-tany olon-telo miaraka 2018. Mbola izy ihany koa tamin’ny alalan’i Dylan Rocher nandresy an’ilay Malagasy  Taratra Rakotoninosy tamin’ny 57- 47 teo amin’ny famaranana no voahosotra ho tompondaka eran-tany teo amin’ny « Tir de précision ». I Tunisie no nahazo ny laharana faha-3.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT