• Talata 08 Mey 2018
Any Ivelany.Vladimir Poutine Tsy maintsy atao matanjaka sy manankarena i Rosia

76,7% no salan’isa azon’i Vladimir Poutine ny volana martsa teo ary omaly izy no nanao ny fianianany ka hitantana an’i Rosia indray hatramin’ny taona 2024.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aprily 2018
Any Ivelany.Brezila Tsy maintsy miditra am-ponja ny filoha Lula

Fito taona taorian’ny nialany teo amin’ny fitantanana an’i Brezila dia mivoha midanadana ho an’i Luiz Inacio Lula da Silva ny varavaran’ny fonja noho ny didim-pitsarana manameloka azy 12 taona an-tranomaizina noho ny kolikoly sy famotsiam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Any Ivelany.Winnie Mandela Nodimandry teo amin’ny faha 81 taonany

Nodimandry omaly 2 aprily teo amin’ny faha 81 taonany Rtoa Winnie Madikizela Mandela, vady andefimandrin’i Nelson Mandela teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Any Ivelany.Nicolas Sarkozy Mety higadra 10 taona

Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny fitsarana amin’Atoa Nicolas Sarkozy. Kolikoly, fandraisana sy fanodinkodinana ny volan’ny vahoaka Libianina no vesatra hanenjehana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Any Ivelany.Famatsiam-bola mampiahiahy Naiditra am-ponja i Sarkozy

Nampidirina am-ponja vonjimaika nanomboka omaly talata 20 martsa noho ny ahiahy amin’ny fisiana famatsiam-bola avy any Libya nampiasainy nandritra ny fampielezan-keviny ny taona 2007 ny filoha Frantsay teo aloha Atoa Nicolas Sarkozy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Any Ivelany.Fihaonan’i Donald Trump sy Kim Jung Un Mahavelom-panantenana izao tontolo izao

Na ny Sinoa, na ny Japoney na ireo firenena tandrefana dia samy velom-panantenana avokoa amin’ilay fiihaonana eo amin’ny filoha Amerikanina Donald Trump sy ny mpitondra an’i Korea Avaratar Kim Jung Un amin’ny volana mey ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT