• Alatsinainy 31 Desambra 2018
Any Ivelany.Herisetra tamin’ny fifidianana sy tsiambaratelon’ny dahalo Nijoro vavolombelona Randriamampandry Adolphe

Olom-pirenena iray tafahaona tamin’ny Tia Tanindrazana (TT) Atoa Randriamampandry Adolphe. Mendri-piderana ny fihetsiny sahy nijoro vavolombelona tamin’ny teti-dratsy sy herisetran’ny fifidianana ary namoaka tsiambaratelo mety tsy mbola fantatry ny besinimaro momba ny asan-dahalo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Desambra 2018
Any Ivelany.Lasa fahafinaretana ny manely tsaho Tena azo tsapain-tànana ny loza aterany

Anisan’ny loharanom-baovao faran’izay haingana ireo tambajotran-tserasera toy ny facebook sy ny twitter ary ny instagram sy ny tariny saingy matetika dia faran’izay tsy mari-pototra ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Any Ivelany.ANDRAIKIBA-ANTSIRABE: TOVOLAHY NANAO TOURNAGE, MATY AN-DRANO

Namono olona indray ny farihin'Andraikiba omaly alakamisy 13 desambra 2018 tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Any Ivelany.Sempotry ny “Gilets Jaunes” i Frantsa Miha mafy ny gidragidra, 263 no naratra

Nitarika fivoriana maika tao amin’ny lapan’i Elysée noho ny hetsika miha mahery vaika ataon’ny “Gilets jaunes” ny filoha Frantsay Emmanuel Macron omaly alahady 2 desambra antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Any Ivelany.Hetsika “Gilets Jaunes” any Frantsa Ahiana hivadika ho revolisionina…

Mikorontana tanteraka ao Lafrantsa amin`izao fotoana izao manoloana ny hetsiky ny “Gilets Jaunes”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Any Ivelany.Miditra anaty Krizy i Frantsa Nikorontana i Paris, olona 103 nosamborina

Henjana ny fifandonana teo amin’ny mpitandro ny filaminana sy ireo mpanao fihetsiketsehana nosalorana ny anarana hoe “gilets jaunes” any Frantsa izay tsy manaiky ny fampiakarana ny vidin-tsolika sy mitaky

Hamaky ny tohiny
FTT