• Alarobia 22 Mey 2019
Any Ivelany.Fifidianana Eoropeanina Miezaka mafy hampandany ny olony i Emmanuel Macron

Tandindomin-doza ary atahorana ho vaky ny vondrona eoropeanina, hoy ny filoha Frantsay Emmanuel Macron ka tsy afaka ny hitazam-potsiny izahay fa tsy maintsy mirotsaka an-tsehatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2019
Any Ivelany.Orinasa Sinoa Huawei Nohalefahan’ny Amerikanina ny ankivy natao taminy

Nohalefahan’ny Amerikanina ny ankivy nampihariny tamin’ilay orinasam-pifandraisan-davitra Sinoa Huawei, herinandro taorian’ny fanambarana nataon’i Donald Trump.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Any Ivelany.Potiky ny rivo-doza i Mozambika Miantso fanampiana iraisam-pirenena

Mbola hiangarana i Madagasikara raha samy firenena. Nahita faisana i Zimbabwe sy Mozambika taorian` ny fandalovan` ny rivo-doza IDAI farany teo. Raha ny tatitra farany, miisa 259 no namoy ny ainy ary 257 no tsy hita popoka Zimbabwe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Any Ivelany.Tsy fanajana zon`olombelona Manameloka ny Frantsay ny Firenena Mikambana

Voalaza ao amin’ny lalàmpanorenana sy ny lalàna fa tsy azo atao ny manohintohina ny vatana sy fahasalaman’ny olombelona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Any Ivelany.Fampahantrana an`i Afrika Sazio i Lafrantsa, hoy i Luigi Di Maio

Taorian`ny fifindra-monina eo amin`ny firenena Atsimo sy Avaratra, izay tena nirongatra an-taonany maro dia misedra ny krizin`ny mpifindra monina i Italia amin`izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Any Ivelany.Fitsarana Iraisam-pirenena na CPI Ny Afrikanina no tena lasibatra

Fitsarana iraisam-pirenena ny « Cour Pénale Internationale » fantatra amin’ny hoe CPI, izay manana ny foibeny any La Haye any Pays Bas.

Hamaky ny tohiny
FTT