Any Ivelany

Fampitifirana tany Etazonia Olona 12 no maty tao Virginia


  • Alatsinainy 03 Jona 2019

Lehilahy iray, izay mpiasan`ny kaominina an-taonany maro, niditra tao amina trano lehibe iray ka namoaka ny basy tany aminy ary nitifitra tsy nijanona.

 

 

Nahita ny zava-nitranga ny polisy ka nitifitra ihany koa ka nahavoa ilay nahavanon-doza izay maty teo no ho eo. Vokany, olona 12 no indray namoy ainy ary 4 no naratra mafy tao Virginia Etazonia.  Tsy vao izao no nisy tranga famonona olona tany an-toerana. Raha tsiahivina, ny taona 2007, mpianatra 32 no namoy ny ainy tao amina oniversite tany an-toerana. Firenena saika ahitana trangana fitirirana i Etazonia izay manome vahana ny olom-pirenena hitahiry basy any aminy. Hatramin`ny nanombohan`ny taona, 150 isa ny trangana fifampitifirana tao an-toerana ka nahafatesana olona manodidina ny 6 000 sy naratra olona an-jatony, araka ny tatitra nataon`ny fikambanana iray manao fanadihadiana momba ny fampiasana basy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT