- Talata 04 Jona 2019
Any Ivelany.Fifidianana monisipaly ao Grèce Hanjakan`ny fianakaviana Bakoyiannis
Omaly no nanatanteraka ny fihodinana faharoa tamin`ireo fifidianana monisipaly sy ara-paritra i Grèce. Tao Athènes, dia hita taratra sahady ny fiverenan`ny fianakaviana Bakoyiannis eo amin`ny fitantanana ny renivohitr`i Grèce.
Hamaky ny tohiny