Any Ivelany

Fifandraisan’i Macron sy Trump Manga ny lanitra


  • Zoma 07 Jona 2019

Miavaka ary hafa mihitsy ny fifandraisako amin’ny filoha Emmanuel Macron, hoy ny filoha Amerikanina Donald Trump omaly tany Caen teo nandritra ny fifampiresahan’ny roa tonta tamin’ny mpanao gazety.

 

 

 Manga ny lanitra eo amin’ny fifandraisan’i Frantsa sy Etazonia izany.Tetsy an-kilan’izay, nasongadin’ny filoha Macron ny maha zava-dehibe ny fifandraisana ara-tantara eo amin’i Frantsa sy Etazonia izay nambarany fa samy mijoro miaro ny demokrasia sy ny fahafahana amin’ny fotoana tsy maintsy hanaovana izany. Notsiahivina omaly tany Frantsa moa ny faha-75 taonan’ny Débarquement de Normandie na ny hetsika goavana fanafahana an’i Frantsa nataon’ny vondron-tafiky ny ”Allié” ny 6 jona 1944. Nisaotra ny Amerikanina tamin’ny hetsi-panafahana an’i Frantsa  teo ambany ziogan’ny Nazi moa omaly i Emmanuel Macron.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT